FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Janoary p. 1
  • Fomba Fitory Modely

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fitory Modely
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • NY TILIKAMBO FIAMBENANA
  • NY TILIKAMBO FIAMBENANA (pejy farany)
  • VAOVAO TSARA NATAO HO ANAO!
  • MAMORÒNA FOMBA FITORY METY AMINAO
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Janoary p. 1
Anabavy roa mampiasa ny bokikely Vaovao Tsara, Madagasikara

Anabavy roa mampiasa ny bokikely Vaovao Tsara, Madagasikara

Fomba Fitory Modely

NY TILIKAMBO FIAMBENANA

Fonon’ny gazety Tilikambo Fiambenana Janoary 2016 | Nahoana Isika no Tokony Hanao ny Marina?

Fanontaniana: Mety ho tsara kokoa ve ny fiainana raha samy mampihatra an’ity torohevitra ity daholo ny olona?

Andinin-teny: He 13:18

Atolory ilay izy: Mampirisika antsika ny Baiboly mba hanao ny marina amin’ny zava-drehetra, izany hoe amin’izay rehetra ataontsika isan’andro. Izany no resahin’ity gazety ity.

NY TILIKAMBO FIAMBENANA (pejy farany)

Fanontaniana: Ahoana ny hevitrao amin’ity fanontaniana ity? [Vakio ilay fanontaniana voalohany.] Misy mihevitra fa rehefa maty ny olona, dia tsy tena hoe maty fa mbola velona any ankoatra any. Misy indray mihevitra fa rehefa maty ny olona, dia tsy antenaina ho velona intsony mihitsy. Ary ahoana ny hevitrao?

Andinin-teny: Mpto 9:5

Atolory ilay izy: Hazavain’ity lahatsoratra ity izay lazain’ny Baiboly momba izany. Mba tianao ve ny hamaky azy ity? Hiverina aho amin’ny manaraka, dia azontsika resahina ilay izy.

VAOVAO TSARA NATAO HO ANAO!

Fonon’ny gazety Mifohaza! Janoary 2016 | Afaka Manova Zavatra ve ny Toe-tsaina?

Atolory ilay izy: Tiako ny hanazava aminao hoe izahay afaka mampianatra Baiboly maimaim-poana. Asehon’ity bokikely ity fa afaka mamaly an’izay fanontaniana manahiran-tsaina anao ny Baiboly.

Fanontaniana: Ianao ve mba efa namaky Baiboly? Raha tianao, dia hatoroko anao vetivety ny fianarana azy fa tsy sarotra. [Diniho ny fanontaniana 1 amin’ny lesona 2.]

Andinin-teny: Ap 4:11

MAMORÒNA FOMBA FITORY METY AMINAO

Mitadiava fanontaniana sy andinin-teny ary atolory ilay izy, toy ireo ohatra eo aloha ireo.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara