FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Febroary p. 4
  • 15-21 Febroary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 15-21 Febroary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Febroary p. 4

15-21 Febroary

NEHEMIA 9-11

  • Hira 84 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Manohana ny Fivavahana Marina ny Olona Tsy Mivadika”: (10 min.)

    • Ne 10:28-30: Nanaiky izy ireo fa tsy hanambady an’ireo “mponina manodidina” (w98 15/10 21 § 11)

    • Ne 10:32-39: Be dia be ny zavatra tokony hatao ho an’ny fivavahana marina, nefa vonona ny hanao izany izy ireo (w98 15/10 21 § 11-12)

    • Ne 11:1, 2: Nankatò an-tsitrapo izy ireo rehefa nisy fandaharana manokana natao (w06 1/2 11 § 6; w98 15/10 22 § 13)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ne 9:19-21: Inona ny porofo fa nikarakara tsara ny vahoakany i Jehovah? (w13 15/9 9 § 9-10)

    • Ne 9:6-38: Nahoana ny Levita no modely ho antsika, amin’ny vavaka? (w13 15/10 22-23 § 6-7)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: Ne 11:15-36 (4 min. na latsaka)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ilay lahatsoratra hoe “Ho An’ny Fianakaviana: Ahoana no Hahazoana Tena Namana?” ao amin’ny Mifohaza! nivoaka farany, anombohana resaka. Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Olona niresahana an’ilay lahatsoratra hoe “Ho An’ny Fianakaviana: Ahoana no Hahazoana Tena Namana?” ao amin’ny Mifohaza! nivoaka farany, no tsidihina. Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) Ampiasao ny boky Ampianarina. (bh 32-33 § 13-14)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 19

  • “Tiako Be Mihitsy ny Fiainako”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso aloha io video io. Apetraho avy eo ireo fanontaniana. Maro ny mpitovo, miezaka manao fanompoana be dia be. Manadinadìna mpitory iray nanao izany nandritra ny taona maro, na mbola mpitovo izy izao na efa manambady. (1Ko 7:35) Inona ny fitahiana azony?

  • Fianarana Baiboly: ia toko 9 § 1-13 (30 min.)

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 76 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara