FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Febroary p. 5
  • Manohana ny Fivavahana Marina ny Olona Tsy Mivadika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Manohana ny Fivavahana Marina ny Olona Tsy Mivadika
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
  • Mitovitovy Aminy
  • Mpiandraikitra Niavaka i Nehemia
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
  • Trano Rantsankazo, Fetin’ny
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Efa Nohamasinina Ianareo
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2013
  • Voaloham-bokatra
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Febroary p. 5

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | NEHEMIA 9-11

Manohana ny Fivavahana Marina ny Olona Tsy Mivadika

Fianakaviana israelita manamboatra trano rantsankazo, hipetrahany mandritra ny Fetin’ny Trano Rantsankazo

Be dia be ny ezaka nataon’ny vahoakan’Andriamanitra

10:28-30, 32-39; 11:1, 2

  • Nanomana tsara ny Fetin’ny Trano Rantsankazo ny olona, ary nankalaza azy io

  • Nivory ny vahoaka isan’andro ka nihaino tsara rehefa novakina ny Lalàn’Andriamanitra. Faly izy ireo noho izany

  • Niaiky ny fahadisoany ny olona, ary nivavaka sy nangataka ny fitahian’i Jehovah

  • Nampanantena izy ireo fa hanaiky foana an’izay asain’i Jehovah atao

Nanohana foana ny fivavahana marina izy ireo raha:

  • Lehilahy manambady vehivavy mpanompon’i Jehovah toa azy

    Olona manompo an’i Jehovah ihany no nalainy ho vady

  • Vola madinika roa

    Nanao fanomezana an-tsitrapo

  • Horonam-boky misy ny Lalàn’i Mosesy

    Nitandrina ny Sabata

  • Kitay handorana ny sorona eo amin’ny alitara

    Nanome kitay hampiasaina teo amin’ny alitara

  • Voaloham-bokatra sy ondry lahy teraka voalohany

    Nateriny ho an’i Jehovah ny voaloham-bokatra sy izay biby fiompy teraka voalohany

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara