FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Martsa p. 2
  • 7-13 Martsa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 7-13 Martsa
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Martsa p. 2

7-13 Martsa

ESTERA 6-10

  • Hira 131 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Vonona Hiaro ny Vahoakan’i Jehovah i Estera fa Tsy Tia Tena”: (10 min.)

    • Es 8:3, 4: Tsy natahorana ho faty intsony i Estera, nefa mbola nanao vivery ny ainy ho an’ny hafa indray (ia 143 § 24-25)

    • Es 8:5: Nitandrina tsara i Estera rehefa niresaka tamin’i Ahasoerosy (w06 1/3 11 § 8)

    • Es 8:17: Betsaka no lasa nanaraka ny fivavahan’ny Jiosy (w06 1/3 11 § 3)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Es 8:1, 2: Hazavao fa tanteraka ilay faminanian’i Jakoba momba an’i Benjamina, hoe “hizara izay nobaboiny izy amin’ny hariva.” (ia 142, efajoro)

    • Es 9:10, 15, 16: Nahoana ny Jiosy no tsy nandroba ny fananan’ireo olona novonoiny, na dia namela azy hanao an’izany aza ilay didy navoaka? (w06 1/3 11 § 4)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: Es 8:1-9 (4 min. na latsaka)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Omano ny Fitoriana Amin’ity Volana Ity: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso tsirairay ireo video misy fomba fitory modely, ary iaraho midinika ny hevi-dehibe. Diniho ilay lahatsoratra hoe “Hatsarao ny Fanompoanao: Mamoròna Fomba Fitory Rehefa Hametraka Gazety.”

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 118

  • “Raiso Tsara Izay Rehetra Tonga”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Matetika no tsara ny vokany rehefa raisina tsara izay rehetra tonga amin’ny Fahatsiarovana. Asao ny mpanatrika hilaza fitantarana hitany momba izany. Ataovy fampisehoana ny zava-nitranga niavaka iray.

  • Fianarana Baiboly: ia toko 10 § 12-21, famerenana p. 91 (30 min.)

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 147 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara