FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Jona p. 5
  • Tsy Hataon’i Jehovah Tsinontsinona ny Fo Torotoro

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tsy Hataon’i Jehovah Tsinontsinona ny Fo Torotoro
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
  • Mitovitovy Aminy
  • Mamonjy Antsika Amin’ny Famoizam-po ny Famindram-pon’i Jehovah
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1993
  • Mahasoa Anao ny Famelan-kelok’i Jehovah
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2012
  • “Fo Torotoro sy Kivy”, Mitady Famelan-keloka
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2010
  • Tsy Manao Tsinontsinona ny Fo Torotoro i Jehovah
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1993
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Jona p. 5

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | SALAMO 45-51

Tsy Hataon’i Jehovah Tsinontsinona ny Fo Torotoro

Nanenjika an’i Davida ny eritreriny rehefa henony ilay fanoharana momba an’ilay lehilahy mpanankarena naka ny ondrin’ilay lehilahy mahantra

Nanoratra ny Salamo 51 i Davida rehefa avy nanarin’i Natana mpaminany, noho izy nijangajanga tamin’i Batseba. Nenjehin’ny eritreriny i Davida, ka nanetry tena sy nitsotra hoe diso.—2Sa 12:1-14.

Nanota i Davida nefa mbola afaka nihavana tamin’i Jehovah indray

51:3, 4, 8-12, 17

  • Niady saina be i Davida tamin’izy mbola tsy nibebaka satria nenjehin’ny eritreriny

  • Nijaly be izy rehefa nieritreritra hoe tsy ankasitrahan’i Jehovah, ka hoatran’ny hoe nopotipotehina mihitsy ny taolany

  • Tena tiany raha mba avelan’i Jehovah ny fahotany, ka hihavana aminy indray izy, ary ho falifaly hoatran’ny taloha

  • Nanetry tena izy ka niangavy mafy an’i Jehovah mba hampiany ho tia mankatò

  • Natoky izy fa hamela azy i Jehovah

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara