FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Jona p. 5
  • 20-26 Jona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 20-26 Jona
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Jona p. 5

20-26 Jona

SALAMO 45-51

  • Hira 67 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Tsy Hataon’i Jehovah Tsinontsinona ny Fo Torotoro”: (10 min.)

    • Sl 51:1-4: Nanenina be i Davida satria nanota tamin’i Jehovah (w93 15/3 10-11 § 9-13)

    • Sl 51:7-9: Tsy hahita fifaliana intsony i Davida raha tsy mamela azy i Jehovah (w93 15/3 12-13 § 18-20)

    • Sl 51:10-17: Fantatr’i Davida fa raha tena mibebaka ny olona iray dia havelan’i Jehovah (w15 15/6 14 § 6; w93 15/3 13-16 § 4-16)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Sl 45:4: Inona ny fahamarinana lehibe indrindra arovan’i Kristy Mpanjaka? (w14 15/2 5 § 11)

    • Sl 48:12, 13: Mila manao inona isika, raha jerena ireo andininy ireo? (w15 15/7 9 § 13)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Sl 49:10–50:6

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) g16.3 10-11

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) g16.3 10-11

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) fg lesona 3 § 1: Amin’ny farany, dia asehoy ilay video hoe Avy Amin’iza ny Baiboly?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 98

  • “Zato Taona Ilay Fanjakana ary Mbola Hitohy ny Fitondrany”: (15 min.) Fanontaniana sy valiny. Alefaso aloha ilay video ao amin’ny jw.org hoe Zato Taona Ilay Fanjakana ary Mbola Hitohy ny Fitondrany, hatreo amin’ilay fizarana hoe “Fampianarana tao anatin’ny iray andro.” (Jereo ao amin’ilay hoe ZAVATRA MISY > VIDEO.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) ia toko 18 § 1-13

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 109 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara