FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Oktobra p. 6
  • 24-30 Oktobra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 24-30 Oktobra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Oktobra p. 6

24-30 Oktobra

OHABOLANA 17-21

  • Hira 76 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Miezaha Hihavana Amin’ny Hafa”: (10 min.)

    • Oh 19:11: Miezaha ho tony rehefa misy mahatezitra anao (w14 1/12 12-13)

    • Oh 18:13, 17; 21:13: Ataovy azo antoka hoe fantatrao daholo ny tena zava-nitranga (w11 15/8 30 § 11-14)

    • Oh 17:9: Miezaha ho be fitiavana ka avelao ilay fahadisoana (w11 15/8 31 § 17)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Oh 17:5: Nahoana isika no tsy maintsy mifidy tsara ny fialam-boly ataontsika? (w10 15/11 6 § 17; w10 15/11 31 § 15)

    • Oh 20:25: Nahoana io toro lalana io no azo ampiharina amin’ny fiarahana alohan’ny fanambadiana sy ny fanambadiana? (w09 15/5 15-16 § 12-13)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Oh 18:14–19:10

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Manolora Fanasana Hanatrika Fivoriana. (inv)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Resaho ilay fanasana (inv). Amin’ny farany, dia asehoy ilay video hoe Inona no Atao any Amin’ny Efitrano Fanjakana?

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) lv 57 § 14-15: Ampio ilay mpianatra hahita hoe tokony hiezaka hanao fitafiana sy taovolo maotina izy rehefa mivory.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 77

  • Hotahina Izay Tia Fihavanana: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso aloha ilay video hoe Hotahina Izay Tia Fihavanana. Fanontaniana: Inona no tsy tokony hataontsika raha lasa tsy mifankahazo amin’ny hafa isika? Inona no fitahiana ho azontsika raha ampiharintsika ny Ohabolana 17:9 sy ny Matio 5:23, 24?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 2 § 35-40, “Mino ve Ianao fa Tena Misy ny Fanjakan’Andriamanitra?” ary ny tabilao “Ny Fanjakan’Andriamanitra: Fitondrana Tena Misy” sy ny efajoro “Inona avy no Nitranga Talohan’ny Nanjakan’ny Mesia?”

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 144 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara