FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Desambra p. 4
  • Nanatanteraka Faminaniana ny Mesia

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Nanatanteraka Faminaniana ny Mesia
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
  • Mitovitovy Aminy
  • A7-D Ny Zava-nisongadina Tamin’ny Fiainan’i Jesosy Teto An-tany—Fanompoana Nataon’i Jesosy Tany Galilia (Fizarana 1)
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Kapernaomy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Galilia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Fanompoan’i Jesosy Teto An-tany
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Desambra p. 4

HARENA AVY AO AMIN’​NY TENIN’​ANDRIAMANITRA | ISAIA 6-10

Nanatanteraka Faminaniana ny Mesia

Endrika Sary

Naminany i Isaia, taonjato maro talohan’ny nahaterahan’i Jesosy, fa hitory “any amin’ny faritr’i Jordana, dia i Galilian’ireo hafa firenena” ny Mesia. Tanteraka ilay faminaniana rehefa nitory ny vaovao tsara sy nampianatra eran’i Galilia i Jesosy.—Is 9:1, 2.

Sarintanin’i Galilia
  • Siny fasiana divay

    Nanao fahagagana voalohany izy. —Jn 2:1-11 (Kana)

  • Apostoly 12

    Nifidy an’ireo apostoliny izy. —Mr 3:13, 14 (akaikin’i Kapernaomy)

  • Jesosy mampianatra

    Nanao an’ilay Toriteny teo An-tendrombohitra izy.—Mt 5:1–7:27 (akaikin’i Kapernaomy)

  • Ankizilahy natsangana tamin’ny maty

    Natsangany tamin’ny maty ny zanaka lahitokan’ny mpitondratena iray. —Lk 7:11-17 (Naina)

  • Jesosy nitsangana tamin’ny maty ary niseho tamin’ny mpianany

    Niseho tamin’ireo mpianany 500 teo ho eo izy rehefa avy natsangana tamin’ny maty.—1Ko 15:6 (Galilia)

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara