FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Desambra p. 4
  • 12-​18 Desambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 12-​18 Desambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Desambra p. 4

12-18 Desambra

ISAIA 6-10

  • Hira 116 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Nanatanteraka Faminaniana ny Mesia”: (10 min.)

    • Is 9:1, 2: Voalaza mialoha fa hanompo any Galilia izy (w11 15/8 10 § 13; ip-1 124-126 § 13-17)

    • Is 9:6: Hanana andraikitra maro izy (w14 15/2 12 § 18; w07 15/5 6)

    • Is 9:7: Hanjaka ny fiadanana sy ny rariny rehefa mitondra izy (ip-1 132 § 28-29)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Is 7:3, 4: Nahoana i Jehovah no namonjy an’i Ahaza, mpanjaka ratsy fanahy? (w06 1/12 9 § 3)

    • Is 8:1-4: Ahoana no nahatanterahan’io faminaniana io? (it “Isaia”: “Fianakaviany”; ip-1 111-112 § 23-24)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Is 7:1-17

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) g16.6 matoan-dahatsoratra

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) g16.6 matoan-dahatsoratra

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) lv 34 § 18: Ataovy izay hanohinana ny fon’ilay mpianatra.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 10

  • “Intỳ Aho Iraho!” (Is 6:8): (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Manompo any Amin’izay Mila Mpitory Maro Kokoa.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 5 §10-17 sy ny efajoro “Faly Be Tsy Nisy Hoatran’izany ry Zareo”

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 150 sy Vavaka

    Fampahatsiahivana: Alefaso indray mandeha aloha ny mozika, izay vao atao ilay hira vaovao.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara