FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Desambra p. 6
  • 19-​25 Desambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 19-​25 Desambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Desambra p. 6

19-25 Desambra

ISAIA 11-16

  • Hira 143 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Ho Feno Fahalalana An’i Jehovah ny Tany”: (10 min.)

    • Is 11:3-5: Hanjaka mandrakizay ny fahamarinana (ip-1 161 § 9-11)

    • Is 11:6-8: Hihavana ny olona sy ny biby (w12 15/9 9-10 § 8-9)

    • Is 11:9: Hianatra ny fomba fisainan’i Jehovah ny olona rehetra (w16.06 8 § 9; w13 1/6 7)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Is 11:1, 10: Nahoana i Jesosy Kristy no lazaina fa “fakan’i Jese” sady rantsana nitsiry ‘avy tamin’ny foto-kazon’i Jese’? (w06 1/12 9 § 5)

    • Is 13:17: Nahoana ny Medianina no lazaina fa tsy niraharaha volafotsy sady tsy tia volamena? (w06 1/12 10 § 10)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Is 13:17–14:8

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Jb 34:10: Ampianaro ny Tena Marina.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Mpto 8:9; 1Jn 5:19: Ampianaro ny Tena Marina.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) lv 54 § 9: Ataovy izay hanohinana ny fon’ilay mpianatra.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 24

  • “Mandresy ny Fanavakavahana ny Fampianaran’i Jehovah”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Johny sy Gideon: Mpifahavalo Lasa Mpirahalahy.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 5 § 18-25 sy ny efajoro “Mino ve Ianao fa Tena Misy ny Fanjakan’Andriamanitra?”.

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 151 sy Vavaka

    Fampahatsiahivana: Alefaso indray mandeha aloha ny mozika, izay vao atao ilay hira vaovao.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara