FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Desambra p. 7
  • Ho Feno Fahalalana An’​i Jehovah ny Tany

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ho Feno Fahalalana An’​i Jehovah ny Tany
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
  • Mitovitovy Aminy
  • Afaka Manana Hoavy Sambatra Ianao!
    Fahalalana Izay Mitarika ho Amin’ny Fiainana Mandrakizay
  • “Velona sy mahery ny Tenin’Andriamanitra”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1990
  • Nahoana isika no mila ny fahalalana marina?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1990
  • Fahalalana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Desambra p. 7

HARENA AVY AO AMIN’​NY TENIN’​ANDRIAMANITRA | ISAIA 11-16

Ho Feno Fahalalana An’i Jehovah ny Tany

Ankizilahikely milalao miaraka amin’​ny bibidia ao amin’​ny paradisa

11:6-9

Tanteraka tamin’ny Israelita io faminaniana io

  • Tsy nila natahotra bibidia na olona nanana toetram-biby izy ireo, na teny an-dalana hody avy tany Babylona izany na rehefa tonga tany amin’ny taniny.—Ezr 8:21, 22

Tanteraka ankehitriny io faminaniana io

  • Manova toetran’olona maro ny fahalalana an’i Jehovah. Na ireo nahery setra aza lasa tia fihavanana. Lasa tafaray ao amin’ny paradisa ara-panahy ny olona maro eran-tany satria mahalala an’i Jehovah

Ho tanteraka amin’ny hoavy io faminaniana io

  • Hovana ho paradisa ny tany manontolo, araka ny fikasan’Andriamanitra tany am-boalohany. Hilamina tsara ny fiainana amin’izay. Tsy hisy olona na biby haninona antsika intsony

Nanova an’i Paoly ny fahalalana an’Andriamanitra

  • Nanana toetram-biby izy, tamin’izy mbola Fariseo.—1Ti 1:13

  • Nanova ny toetrany ny fahalalana marina tsara.—Kl 3:8-10

Mora tezitra ny apostoly Paoly taloha nefa lasa malemy fanahy
    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara