9-15 Janoary
ISAIA 29-33
Hira 123 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Hisy Mpitondra Hampanjaka ny Fahamarinana”: (10 min.)
Is 32:1: I Jesosy Kristy ilay mpitondra hampanjaka ny fahamarinana (w14 15/2 6 § 13)
Is 32:2: Manome andriana hikarakara ny andian’ondry i Jesosy Mpanjaka (ip-1 332-334 § 7-8)
Is 32:3, 4: Ampianarina sy ampiofanina hanao ny marina ny vahoakan’i Jehovah (ip-1 334-335 § 10-11)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Is 30:21: Inona avy no ampiasain’i Jehovah mba hifandraisana amin’ny mpanompony? (w14 15/8 21 § 2)
Is 33:22: Oviana i Jehovah no lasa Mpitsara sy Mpanome lalàna ary Mpanjaka ho an’ny firenen’Israely, ary tamin’ny fomba ahoana? (w14 15/10 14 § 4)
Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?
Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Is 30:22-33
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (2 min. na latsaka) wp17.1 matoan-dahatsoratra: Tezitra be ilay olona itoriana.
Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) wp17.1 matoan-dahatsoratra: Fitaovana elektronika ampiasaina rehefa hamaky andinin-teny.
Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) lv 31 § 12-13: Ataovy izay hanohinana ny fon’ilay mpianatra.
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Fierena Amin’ny Rivotra” (Is 32:2): (9 min.) Alefaso ilay video.
Mila Mihaino Tsara Isika any Am-pivoriana: (6 min.) Alefaso ilay video. Mifidiana ankizy vitsivitsy mialoha ary asaivo mankeny amin’ny lampihazo. Anontanio izy ireo hoe: Inona no mety hahatonga anao tsy hihaino tsara mandritra ny fivoriana? Ahoana raha tsy nihaino tsara i Noa tamin’i Jehovah nanazava momba an’ilay sambofiara? Nahoana ny ankizy no tokony hihaino tsara atỳ am-pivoriana?
Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 6 § 16-24 sy ny efajoro “Mino ve Ianao fa Tena Misy ny Fanjakan’Andriamanitra?”
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 40 sy Vavaka