FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb17 Janoary p. 3
  • Hisy Mpitondra Hampanjaka ny Fahamarinana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Hisy Mpitondra Hampanjaka ny Fahamarinana
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
  • Mitovitovy Aminy
  • “Tandremo ny Tenanareo sy ny Ondry Rehetra”
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
  • “Andraso ny Andian’ondrin’Andriamanitra”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2011
  • “Andraso ny Ondrin’Andriamanitra”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2002
  • “Aza Matahotra, ry Ondry Vitsy”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1995
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
mwb17 Janoary p. 3

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | ISAIA 29-33

Hisy Mpitondra Hampanjaka ny Fahamarinana

Manome “andriana” na anti-panahy hikarakara ny andian’ondry i Jesosy Mpanjaka

32:1-3

  • Toy ny “fialofana amin’ny oram-baratra” izy ireo, satria miaro ny ondry rehefa misy fanenjehana mafy toy ny oram-baratra sady manampy azy ireo tsy ho kivy

  • Toy ny “rano mikoriana any amin’ny tany karakaina” izy ireo, satria mamelombelona an’izay mangetaheta ny rano madion’ny fahamarinana omeny

  • Toy ny “aloky ny vatolampy lehibe any amin’ny tany ngazana” izy ireo, satria mampahery sy mitari-dalana an’ireo ondry

    Lehilahy fahiny mialoka mba tsy ho lenan’​ny oram-baratra, misotro rano amin’​ny rano mikoriana, ary mialoka eo ambany vatolampy
    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara