FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb17 Martsa p. 7
  • Nanadino An’i Jehovah ny Israelita

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Nanadino An’i Jehovah ny Israelita
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
  • Mitovitovy Aminy
  • Tandremo fa Mamitaka ny Fo
    Mahasoa Anao Ireo Boky Nosoratan’i Jeremia Mpaminany
  • Eofrata
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Jeremia: mpaminany tsy tiam-bahoaka manambara ny didim-pitsaran’Andriamanitra
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1988
  • Boky ao Amin’ny Baiboly Faha-24 — Jeremia
    “Ny Soratra Rehetra dia Ara-tsindrimandrin’Andriamanitra Sady Mahasoa”
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
mwb17 Martsa p. 7

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | JEREMIA 12-16

Nanadino An’i Jehovah ny Israelita

Tena sarotra ny asa nanendrena an’i Jeremia. Naka ohatra avy tamin’izy iny i Jehovah mba hanazavana fa hosaziny i Joda sy Jerosalema satria mafy loha sy mirehareha

Niainga avy tao Jerosalema i Jeremia ary nankany amin’ny Reniranon’i Eofrata. Nody izy avy eo

Nividy fehikibo vita tamin’ny lamba rongony i Jeremia

13:1, 2

  • Ilay fehikibo mifatotra eo amin’ny andilana dia midika fa nifandray akaiky tamin’i Jehovah ny firenen’Israely

Nentin’i Jeremia tany amin’ny Reniranon’i Eofrata ilay fehikibo

13:3-5

  • Nafeniny tao an-tsefatsefaky ny harambato ilay izy, dia avy eo izy niverina tany Jerosalema

Niverina tany amin’ny Reniranon’i Eofrata i Jeremia mba haka an’ilay fehikibo

13:6, 7

  • Simba ilay fehikibo

Rehefa vitan’i Jeremia ilay asa nanendrena azy, vao nanazava momba an’ilay izy i Jehovah

13:8-11

  • Nankatò tamin’ny fony i Jeremia na dia tamin-javatra toa tsy nisy dikany aza. Nandray anjara tamin’ny ezaka nataon’i Jehovah mba hanohinana ny fon’ny olona izy noho izany

FANTATRAO VE?

Nahatratra 500 kilaometatra teo ho eo ny elanelan’i Jerosalema sy ny Reniranon’i Eofrata. Tsy maintsy nandeha 2 000 kilaometatra teo ho eo àry i Jeremia raha atambatra ny diany. Mety ho dia an-tongotra amam-bolana izany.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara