FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb17 Desambra p. 3
  • ‘Hazòny ny Akanjon’ilay Jiosy’

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • ‘Hazòny ny Akanjon’ilay Jiosy’
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
  • Mitovitovy Aminy
  • Handeha Hiaraka Aminareo Izahay
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2020
  • “Mba Handeha Hiaraka Aminareo Izahay”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2016
  • Voahosotra
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • “Ny Zanakalahinareo sy ny Zanakavavinareo Haminany”
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
mwb17 Desambra p. 3
Lehilahy iray mihazona ny akanjon’ny Jiosy iray

HARENA AVY AO AMIN’​NY TENIN’​ANDRIAMANITRA | ZAKARIA 1-8

‘Hazòny ny Akanjon’ilay Jiosy’

8:20-23

Hisy olona folo avy amin’ny fiteny rehetran’ireo firenena hihazona ny akanjon’ny Jiosy iray, ka hanao hoe: “Mba handeha hiaraka aminareo izahay.” Olona maro avy amin’ny firenena rehetra no manompo an’i Jehovah miaraka amin’ny Kristianina voahosotra, amin’izao andro farany izao

Inona avy no ataon’ny ondry hafa mba hanampiana ny voahosotra?

  • Vavolombelon’i Jehovah roa mitory

    Mazoto mitory izy ireo

  • Mandrotsaka vola ao anaty boaty ho an’ny fanomezana

    Mazoto manome vola hanohanana ny asa fitoriana

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara