FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb17 Oktobra p. 8
  • “Ny Zanakalahinareo sy ny Zanakavavinareo Haminany”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Ny Zanakalahinareo sy ny Zanakavavinareo Haminany”
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
  • Mitovitovy Aminy
  • Voahosotra
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitandrema Tena Amin’ireo Mpaminany Sandoka!
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1992
  • Handeha Hiaraka Aminareo Izahay
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2020
  • Iza no ho “Afa-mandositra”?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1998
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
mwb17 Oktobra p. 8

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | JOELA 1-3

“Ny Zanakalahinareo sy ny Zanakavavinareo Haminany”

2:28, 29

Anisan’ireo maminany ny Kristianina voahosotra. Manambara ny “asa lehibe nataon’Andriamanitra” izy ireo, ary mitory ny “vaovao tsaran’ilay fanjakana.” (As 2:11, 17-21; Mt 24:14) Manohana azy ireo ny ondry hafa

Kristianina voahosotra “maminany” amin’ny andro Pentekosta, ka mitory ny “vaovao tsaran’ilay fanjakana” amin’ny olona samy hafa fiaviana

2:32

Inona no dikan’ny hoe “miantso ny anaran’i Jehovah”?

  • Mahalala an’ilay anarana

  • Manaja azy io

  • Mitoky sy miantehitra amin’ilay mitondra an’ilay anarana

Eritrereto izao: ‘Inona no azoko atao mba hanohanana ny voahosotra, izay maminany amin’izao andro izao?’

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara