FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb17 Desambra p. 6
  • 25-31 Desambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 25-31 Desambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
mwb17 Desambra p. 6

25-31 Desambra

MALAKIA 1-4

  • Hira 131 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Ankasitrahan’i Jehovah ve ny Tokantranonao?”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’i Malakia.]

    • Ml 2:13, 14: Halan’i Jehovah ny olona mivadika amin’ny vadiny (jd 125-126 § 4-5)

    • Ml 2:15, 16: Aza mivadika amin’ny vadinao mihitsy (w02 1/5 18 § 19)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ml 1:10: Nahoana isika no tsy maintsy tia an’Andriamanitra sy ny olona rehefa manao ny fanompoantsika? (w07 15/12 27 § 1)

    • Ml 3:1: Ahoana no nahatanterahan’io andininy io tamin’ny taonjato voalohany, ary ahoana no ahatanterahany ankehitriny? (w13 15/7 10-11 § 5-6)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ml 1:1-10

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) 1Ko 15:26: Ampianaro ny Tena Marina.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Is 26:19; 2Ko 1:3, 4: Ampianaro ny Tena Marina. (Jereo ny mwb16.08 8 § 2.)

  • Lahateny: (6 min. na latsaka) w07 15/12 28 § 1: Foto-kevitra: Ahoana no Ampisehoantsika hoe Mitondra ny Ampahafolon-karena Rehetra ao An-trano Fitehirizana Isika?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 132

  • “Inona no Atao hoe Tena Fitiavana?”: (15 min.) Fanontaniana sy valiny.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 1

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 96 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara