HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | MALAKIA 1-4
Ankasitrahan’i Jehovah ve ny Tokantranonao?
Maro ny Israelita nisaraka tamin’ny vadiny tamin’ny andron’i Malakia, noho ny antony tsy dia nisy dikany. Tsy nankasitrahan’i Jehovah ny fanompoan’ireo nivadika tamin’ny vadiny
Notahin’i Jehovah izay rehetra nanaja ny vadiny
Ahoana no hampisehoan’ny olona iray hoe tsy mivadika amin’ny vadiny izy...
amin’izay eritreretiny?
amin’izay jereny?
amin’izay teneniny?