FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Janoary p. 1
  • Hevitra Azo Resahina

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Hevitra Azo Resahina
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • ●○○ FITORIANA
  • ○●○ FIVERENANA MITSIDIKA VOALOHANY
  • ○○● FIVERENANA MITSIDIKA FAHAROA
  • Ahoana no Ampiasana An’ireo Hevitra Azo Resahina?
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Hevitra Azo Resahina
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Ahoana no Ampiasana ny Hevitra Azo Resahina?
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Hevitra Azo Resahina
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Janoary p. 1
Manolotra taratasy mivalona, akaikin’i Monrovia, Liberia

Mitory eny akaikin’i Monrovia, Liberia

Hevitra Azo Resahina

●○○ FITORIANA

Fanontaniana: Mbola mahasoa antsika ve ny Baiboly?

Andinin-teny: 2Ti 3:16

Horesahina amin’ny manaraka: Inona no zavatra resahin’ny Baiboly?

○●○ FIVERENANA MITSIDIKA VOALOHANY

Fanontaniana: Inona no zavatra resahin’ny Baiboly?

Andinin-teny: Mt 6:10

Horesahina amin’ny manaraka: Inona no hataon’ny Fanjakan’Andriamanitra amin’ny hoavy?

○○● FIVERENANA MITSIDIKA FAHAROA

Fanontaniana: Inona no hataon’ny Fanjakan’Andriamanitra amin’ny hoavy?

Andinin-teny: Da 2:44

Horesahina amin’ny manaraka: Hanao ahoana ny fiainana eto an-tany amin’izay?

Tsy hisy fomba fitory modely telo intsony ato amin’ny Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana, manomboka amin’ity volana ity. Hevitra azo resahina kosa no ho hitantsika, ary misy fanontaniana sy andinin-teny ary hevitra horesahina amin’ny manaraka amin’izy io. Video iray ihany no halefa isan-kerinandro amin’ilay hoe “Hevitra Azo Resahina.” Ny mpitory no hifidy hoe inona ny boky na bokikely hapetrany, ary rehefa mitory izy no hanolotra azy io sa rehefa miverina mitsidika. Hisy hevitra azo resahina amin’ny fiverenana mitsidika roa koa ato. Hanampy antsika hanatratra ny tanjontsika izany, dia ny hampianatra an’ireo ‘manana toe-po tsara mba hahazoana fiainana mandrakizay.’—As 13:48.

Anjaran’ny Mpianatra: Ilay hevitra azo resahina no hataon’ny mpianatra amin’ny anjarany, raha tsy hoe misy toromarika hafa angaha.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara