FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Febroary p. 6
  • 19-25 Febroary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 19-25 Febroary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Febroary p. 6

19-25 Febroary

MATIO 16-17

  • Hira 45 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Ny Hevitr’iza no Eritreretinao?”: (10 min.)

    • Mt 16:21, 22: Lasa tsy nisaina tsara i Petera rehefa nentin’ny fihetseham-pony (w07 15/2 17 § 17)

    • Mt 16:23: Tsy ny hevitr’Andriamanitra no noeritreretiny (w15 15/5 13 § 16-17)

    • Mt 16:24: Ny hevitr’Andriamanitra no tsy maintsy arahin’ny Kristianina eo amin’ny fiainany (w06 1/4 23 § 9)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Mt 16:18: Iza ilay vatolampy nanorenan’i Jesosy ny fiangonana kristianina? (“ianao no Petera, ary eo ambonin’ity vatolampy ity”, “fiangonako” fanazavana Mt 16:18, nwtsty)

    • Mt 16:19: Inona ireo “lakilen’ny fanjakan’ny lanitra” nomen’i Jesosy an’i Petera? (“lakilen’ny fanjakan’ny lanitra” fanazavana Mt 16:19, nwtsty)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Mt 16:1-20

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Vao manomboka miresaka an’ilay hevitra azo resahina ianao dia manohitra ilay olona. Fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy, ary miezaka mamaly azy ianao.

  • Fiverenana Mitsidika Voalohany: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina.

  • Video Fiverenana Mitsidika Faharoa: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 78

  • “Hatsarao ny Fanompoanao: Mahaiza Mametraka Fanontaniana”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ataovy ny Asa Nataon’i Jesosy: Mampianatra.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 9

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 134 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara