2-8 Jolay
LIOKA 6-7
Hira 109 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Miezaha Halala-tanana”: (10 min.)
Lk 6:37: Hamela ny helotsika ny hafa, raha mamela azy ireo isika (“Mamelà ny hafa, dia mba havela koa ianareo” fanazavana Lk 6:37, nwtstya; w08 15/5 9 § 13-14)
Lk 6:38: Tokony ho zatra manome isika (“Aoka ianareo ho zatra manome” fanazavana Lk 6:38, nwtsty)
Lk 6:38: Halala-tanana amintsika ny hafa raha malala-tanana isika (“eo am-pofoanareo” fanazavana Lk 6:38, nwtsty)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Lk 6:12, 13: Inona no modely nomen’i Jesosy ho an’ny Kristianina rehefa handray fanapahan-kevitra lehibe? (w07 1/8 6 § 1)
Lk 7:35: Nahoana ny tenin’i Jesosy no afaka manampy antsika rehefa misy manendrikendrika isika? (“zanany rehetra” fanazavana Lk 7:35, nwtsty)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Lk 7:36-50
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Fitoriana: (4 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.
Fiverenana Mitsidika Voalohany: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina.
Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bhs 197-198 § 4-5
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Malala-tanana toa An’i Jehovah Isika: (15 min.) Alefaso ilay video. Iaraho midinika avy eo ireto:
Inona no porofo fa malala-tanana i Jehovah sy Jesosy?
Inona no fitahiana omen’i Jehovah an’izay malala-tanana?
Inona no dikan’ny hoe malala-tanana rehefa mamela heloka?
Ahoana avy no hampiasantsika ny fotoanantsika raha malala-tanana isika?
Ahoana no ampisehoantsika hoe malala-tanana amin’ny teny fiderana isika?
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 27
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 57 sy Vavaka
a Mbola tsy misy amin’ny teny malagasy io Baiboly fianarana io. Ao amin’ny Loharanon-kevitra ao Amin’ny Tari-dalana (mwbr) ireo fanazavana ireo (midira ao amin’ny jw.org/mg, ary tsindrio ny ZAVATRA MISY > TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA).