FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Jolay p. 2
  • Miezaha Halala-tanana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Miezaha Halala-tanana
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
  • Mitovitovy Aminy
  • Sambatra ny Olona Tia Manome
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2018
  • Mahaiza Mankasitraka
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Fanomezana mamelombelona ny fo
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1987
  • “Ho Hitanao Ankehitriny Izay Hataoko Amin’i Farao”
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Jolay p. 2

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | LIOKA 6-7

Miezaha Halala-tanana

6:38

Faly manome ny fotoanany sy ny heriny ary ny fananany ny olona malala-tanana, mba hanampiana sy hampaherezana ny hafa.

  • Lehilahy israelita mitondra voamadinika amin’ny akanjony

    Ilazana asa mitohy ilay teny grika nadika hoe “zatra manome”

  • “Fatra tsara sy mifatratra sy nahintsana ary mihoatra” no hararaky ny olona eo am-pofoantsika, raha zatra manome isika. Mety hanondro ny fanaon’ny mpivarotra sasany fahiny io tenin’i Jesosy io. Nataon’ny olona niforitra mantsy ny akanjony ivelany mba hasiany an’izay zavatra novidiny. Nofenoin’ilay mpivarotra ilay akanjo raha nalala-tanana izy

Tanora manampy zokiolona miantsena

Ahoana avy no azonao ampiharana an’io torohevitra io?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara