FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Jolay p. 5
  • 23-29 Jolay

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 23-29 Jolay
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Jolay p. 5

23-29 Jolay

LIOKA 12-13

  • Hira 4 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Sarobidy Noho ny Fody Maro Ianareo”: (10 min.)

    • Lk 12:6: Na ny voronkely aza tsy hadinon’Andriamanitra (“fody” fanazavana Lk 12:6, nwtsty)

    • Lk 12:7: Tena miahy antsika i Jehovah matoa fantany amin’ny an-tsipiriany isika (“na ny volon-dohanareo aza voaisa daholo” fanazavana Lk 12:7, nwtsty)

    • Lk 12:7: Sarobidy amin’i Jehovah isika tsirairay (cl 241 § 4-5)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Lk 13:24: Inona no tena tian’i Jesosy hataontsika? (“Miezaha mafy dia mafy” fanazavana Lk 13:24, nwtsty)

    • Lk 13:33: Nahoana i Jesosy no niteny an’io? (“tsy azo” fanazavana Lk 13:33, nwtsty)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Lk 12:22-40

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fiverenana Mitsidika Faharoa: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina, ary asao hivory ilay olona.

  • Fiverenana Mitsidika Fahatelo: (3 min. na latsaka) Fidio izay andinin-teny tianao, ary manolora boky na bokikely fianarana Baiboly.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) lv 184-185 § 4-5

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 116

  • Irery Nefa Tsy Hadino: (15 min.) Alefaso ilay video. Iaraho midinika avy eo ireto:

    • Inona avy ny olana lehibe natrehin’ireo mpitory anankitelo?

    • Inona no porofo fa tsy hadinon’i Jehovah izy ireo?

    • Ahoana no nataon’izy ireo mba hanompoana an’i Jehovah foana na teo aza ny olana natrehiny? Nahoana izany no nampahery ny hafa?

    • Inona no azonao atao mba hampisehoana hoe tianao ireo zokiolona na ireo marary eo anivon’ny fiangonana?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 30

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 5 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara