Mpitory manasa olona hitsidika ny jw.org, São Paulo any Brezila
Hevitra Azo Resahina
●○○ FITORIANA
Fanontaniana: Inona no torohevitry ny Baiboly ho an’ny mpivady?
Andinin-teny: Kl 3:12
Horesahina amin’ny manaraka: Inona no torohevitry ny Baiboly ho an’ny ray aman-dreny?
○●○ FIVERENANA MITSIDIKA VOALOHANY
Fanontaniana: Inona no torohevitry ny Baiboly ho an’ny ray aman-dreny?
Andinin-teny: Kl 3:21
Horesahina amin’ny manaraka: Inona no torohevitry ny Baiboly ho an’ny tanora?
○○● FIVERENANA MITSIDIKA FAHAROA
Fanontaniana: Inona no torohevitry ny Baiboly ho an’ny tanora?
Andinin-teny: Oh 2:11
Horesahina amin’ny manaraka: Nahoana no mandaitra foana ny torohevitry ny Baiboly?