FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 Jolay p. 7
  • Fahafoizan-tena ho An’Andriamanitra sa Fanatanjahan-tena?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fahafoizan-tena ho An’Andriamanitra sa Fanatanjahan-tena?
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Mitovitovy Aminy
  • Inona no Tokony ho Fantatro Momba ny Spaoro?
    Manontany ny Tanora
  • Tokony Hiditra ao Amin’ny Ekipa Mpanao Fanatanjahan-tena ve Aho?
    Mifohaza!—1996
  • Fanatanjahan-tena ao Amin’ny Ekipa — Tsara ho Ahy ve Izy Ireny?
    Mifohaza!—1996
  • Ny fanatanjahan-tena sy ny fialam-boly
    Ny Fahatanoranao—Ny Fomba Handraisan-tsoa Be Indrindra avy Amin’izany
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 Jolay p. 7

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Fahafoizan-tena ho An’Andriamanitra sa Fanatanjahan-tena?

Ankizivavy iray mpanao tenisy, ankizilahy iray mpanao baskety, ary ankizilahy iray hafa mpanao base-ball

Mahasoa ny fanatanjahan-tena. Be lavitra anefa ny soa horaisintsika raha mahafoy tena ho an’Andriamanitra isika. (1Ti 4:8) Mila mahay mandanjalanja àry isika amin’ny resaka fanatanjahan-tena.

JEREO ILAY VIDEO HOE INONA NO TOKONY HO FANTATRAO MOMBA NY SPAORO?, ARY VALIO IRETO:

  1. Ankizilahy miaraka mivoy lakana

    1. Inona ny soa azontsika rehefa manao fanatanjahan-tena isika?

  2. Ankizilahy iray tototr’ireo fitaovana ampiasainy rehefa manao spaoro

    2. Inona ny zavatra telo mila dinihina mba hahitana raha mety ny fanatanjahan-tena iray na tsia?

  3. Ankizivavy iray manao ady totohondry ary tezitra be

    3. Nahoana ny Salamo 11:5 no manampy antsika hifidy ny fanatanjahan-tena hataontsika sy hojerentsika?

  4. Ankizilahy iray tia mifaninana ary manambony tena eo imason’ny ankizilahy roa hafa

    4. Rehefa manao fanatanjahan-tena isika, inona ny toe-tsaina tsy tokony hananantsika, araka ny Filipianina 2:3 sy ny Ohabolana 16:18?

  5. Ankizivavy iray matory mandritra ny fivoriana

    5. Tsy tokony handany fotoana be hijerena na hanaovana fanatanjahan-tena isika. Nahoana ny Filipianina 1:10 no manampy antsika amin’izany?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara