FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 Aogositra p. 2
  • “Andriamanitra Tsy Nanome Antsika Toe-tsaina Kanosa”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Andriamanitra Tsy Nanome Antsika Toe-tsaina Kanosa”
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Mitovitovy Aminy
  • 2 Timoty 1:7: “Tsy mba Fanahy Mahatonga ho Kanosa no Efa Nomen’Andriamanitra Antsika”
    Fanazavana Andinin-teny
  • Nahazo torohevitra avy amin’ny loholona iray i Timoty
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1983
  • Timoty — ‘Tena Zanaka Amin’ny Finoana’
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1999
  • ‘Aoka isika tsy ho menatra ny vaovao tsara’
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1990
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 Aogositra p. 2

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | 2 TIMOTY 1-4

“Andriamanitra Tsy Nanome Antsika Toe-tsaina Kanosa”

1:7, 8

Timoty mamaky taratasy avy any amin’ny apostoly Paoly

Tena mampahery antsika ny teny nosoratan’ny apostoly Paoly ho an’i Timoty. Lasa tsy menatra noho ny vaovao tsara isika, fa sahy miaro ny finoantsika. Manao an’izany isika na dia mety hahatonga antsika ‘hiaritra fahoriana’ aza izany.

Rahoviana aho no tokony ho be herim-po?

Anabavy tanora iray mampiseho an’ilay bokikely hoe Ahoana no Nampisy Antsika? amin’ny mpiara-mianatra aminy sy ny mpampianatra azy; anabavy iray tsy manaiky hanao fombafomba mifandray amin’ny Krismasy; rahalahy iray mitory amin’ny mpiara-miasa aminy
    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara