FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 Septambra p. 6
  • Inona no Mitarika Antsika ho Amin’ny Ota sy ny Fahafatesana?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Inona no Mitarika Antsika ho Amin’ny Ota sy ny Fahafatesana?
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Mitovitovy Aminy
  • Fakam-panahy
    Mifohaza!—2017
  • “Aoka ho Masina Ianareo”
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Namorona An’ireo Zavamananaina eto An-tany i Jehovah
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Aza Manaiky ho Resin’ny Fanirian-dratsy
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 Septambra p. 6
Rahalahy iray mieritreritra ny fakam-panahy samihafa mety hahazo azy: Vola, fiara lafo vidy, sigara, vehivavy manadaladala

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | JAKOBA 1-2

Inona no Mitarika Antsika ho Amin’ny Ota sy ny Fahafatesana?

1:14, 15

Izao atao raha vao mitady hieritreri-dratsy ianao:

  • Miezaha hifantoka amin-javatra hafa.—Fi 4:8

  • Eritrereto ny ho vokany raha manaiky ho resin’ilay fakam-panahy ianao.—De 32:29

  • Mivavaha.—Mt 26:41

Inona ny zavatra tsara azonao saintsainina rehefa mitady hieritreri-dratsy ianao?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara