FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 Septambra p. 7
  • “Izany Foana Heverina”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Izany Foana Heverina”
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Mitovitovy Aminy
  • Filipianina 4:8: “Na Inona na Inona Marina, ... dia Hevero Izany”
    Fanazavana Andinin-teny
  • Tsy Hivadika Ianao Raha Mahavita Mifehy Izay Eritreretinao
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Izay Saintsainiko ato Am-poko
    Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
  • Ahoana no Ahafahantsika Manampy Hatsaran-toetra Amin’ny Finoantsika?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1993
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 Septambra p. 7
Rahalahy iray mijery zavatra amin’ny ordinaterany amin’ny alina, ary misy liona mierona mampiseho an’i Satana eo akaikiny

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

“Izany Foana Heverina”

Inona ilay hoe tokony hoheverintsika foana? Milaza ny Filipianina 4:8 hoe izay zavatra marina, zava-dehibe, mahitsy, madio, mahatehotia, tsara laza, misy hatsarana, ary mendri-piderana. Tsy midika akory izany hoe zavatra momba ny Baiboly foana no tokony hoeritreretintsika. Zavatra ankasitrahan’i Jehovah anefa no tokony hosaintsainintsika, fa tsy zavatra manimba ny fifandraisantsika aminy.—Sl 19:14.

Sarotra ilay hoe miezaka ny tsy hieritreri-dratsy, noho isika tsy lavorary. Isika koa mbola mila manohitra an’i Satana, ilay “andriamanitr’ity tontolo ity.” (2Ko 4:4) Ahitana ny toe-tsainy ny ankamaroan’ny zavatra ao amin’ny tele, radio, Internet, na boky. Hisy vokany ratsy amin’ny fomba fisainantsika sy ny fitondran-tenantsika izy ireny, raha tsy mifidy tsara isika.—Jk 1:14, 15.

JEREO ILAY VIDEO HOE HALAVIRO IZAY METY HAHATONGA ANAO HIVADIKA: FIALAM-BOLY RATSY, ARY VALIO IRETO:

  • Rahalahy iray mijery zava-dratsy amin’ny telefaoniny amin’ny alina be

    Inona no nojeren’ilay rahalahy tao amin’ny telefaoniny? Ary inona no vokatr’izany taminy?

  • Rahalahy iray manafoana ny kaontiny amin’ny tranonkala fifaneraserana

    Nahoana no nanampy azy ny Galatianina 6:7, 8 sy ny Salamo 119:37?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara