FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20 Aprily p. 6
  • Ratsy Be ny Vokatr’ilay hoe Miaraka Amin’ny Naman-dratsy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ratsy Be ny Vokatr’ilay hoe Miaraka Amin’ny Naman-dratsy
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Mitovitovy Aminy
  • Mampahery ny Miresaka Zavatra Ara-panahy
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2003
  • Ny Faneren’ireo Mifandray Aminao sy ny Tombontsoanao Hitory
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2000
  • Miaraha Amin’ny Olona Tia An’i Jehovah
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Tiavo ny Olona Tian’Andriamanitra
    “Mitoera ao Amin’ny Fitiavan’Andriamanitra”
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20 Aprily p. 6
Rahalahy iray misotrosotro miaraka amin’ny mpiara-miasa aminy, aorian’ny ora fiasana. Sahiran-tsaina izy rehefa maheno azy ireo miresaka ny zavatra tiany, ohatra hoe akanjo, lalao video, vola, ary fitaovana elektronika.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | GENESISY 34-35

Ratsy Be ny Vokatr’ilay hoe Miaraka Amin’ny Naman-dratsy

34:1, 2, 7, 25

Hitanao angamba hoe manana toetra tsara ny mpiara-monina, mpiara-mianatra, na mpiara-miasa aminao. Izany ve anefa midika hoe namana tsara izy ireo? Ahoana no hahalalana raha namana tsara ny olona iray na tsia?

  • Hanampy ahy hifandray kokoa amin’i Jehovah ve izy?

  • Inona no zava-dehibe aminy rehefa jerena ny zavatra resahiny?—Mt 12:34

SAINTSAINO IZAO: ‘Manampy ahy hifandray kokoa amin’i Jehovah ve ny namako?’

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara