FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23 Jolay p. 15
  • Miezaha ho Be Fitiavana sy Tsy Mivadika toa An’i Jehovah

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Miezaha ho Be Fitiavana sy Tsy Mivadika toa An’i Jehovah
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Mitovitovy Aminy
  • Tsy Miovaova ny Fitiavan’i Jehovah Anao!
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2021
  • Tia Maneho Fitiavana Tsy Miovaova toa An’i Jehovah ve Ianao?
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
  • Tia Anao Foana Andriamanitra
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2025
  • Tena Tia Anao i Jehovah
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2024
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23 Jolay p. 15

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Miezaha ho Be Fitiavana sy Tsy Mivadika toa An’i Jehovah

I Jehovah no modely tsara indrindra amin’ny fanehoana fitiavana sy tsy fivadihana. (Sl 103:11) Tena lalina sy maharitra io fitiavana io, fa tsy hoe mandalo fotsiny. Maro be ny fomba nampisehoan’i Jehovah azy io tamin’ny Israely vahoakany. Nafahany tamin’ny fanandevozana tany Ejipta ry zareo, dia nentiny tao amin’ny Tany Nampanantenaina. (Sl 105:42-44) Niady ho an’ny vahoakany koa izy ary na dia imbetsaka aza izy ireo no nanota taminy dia namela azy ireo foana izy. (Sl 107:19, 20) Rehefa ‘misaintsaina lalina ny fitiavana sy ny tsy fivadihana nasehon’i Jehovah’ isika, dia lasa te hanahaka azy.​—Sl 107:43.

Sary: Sary avy amin’ilay video hoe “Saintsaino ny ‘Fitiavana Nasehon’i Jehovah.’” 1) Rahalahy Benja sy ny rahalahy iray mitsidika anabavy iray any an-tranony. 2) Rahalahy Benja, migadra miaraka amin’ny rahalahy hafa. Manome sakafo ho an’ny rahalahy iray marary eo am-pandriana izy.

JEREO ILAY VIDEO HOE SAINTSAINO NY “FITIAVANA NASEHON’I JEHOVAH”, ARY VALIO IRETO:

  • Inona avy no azontsika atao mba hampisehoana hoe be fitiavana sy tsy mivadika isika?

  • Nahoana isika no mila mahafoy zavatra raha te hampiseho fitiavana sy tsy fivadihana?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara