FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23 Jolay p. 14
  • Aza Mivadika Amin’i Jehovah Rehefa Mifidy Namana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Aza Mivadika Amin’i Jehovah Rehefa Mifidy Namana
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Mitovitovy Aminy
  • Eliasiba
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Lesona avy Amin’ny Bokin’i Nehemia
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
  • Nehemia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Efa Nohamasinina Ianareo
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2013
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23 Jolay p. 14
Nehemia manipy ny entan’i Tobia any ivelan’ny efitra fisakafoana iray ao amin’ny tempoly.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Aza Mivadika Amin’i Jehovah Rehefa Mifidy Namana

Tsy nahazo ‘niditra ho anisan’ny fiangonana’ ny Amonita sy ny Moabita satria nanohitra ny vahoakan’Andriamanitra ry zareo taloha (Ne 13:1, 2; it “Amonita”: “Nifanambady tamin’ny Israelita” § 2)

Navelan’i Eliasiba Mpisoronabe hampiasa efitra fisakafoana tao amin’ny tempoly ny lehilahy amonita iray (Ne 13:4, 5; w13 15/8 4 § 5-6)

Nasehon’i Nehemia hoe tsy nivadika tamin’i Jehovah izy ka nofoanany ny fifanarahana nifanaovan’i Eliasiba tamin’ny fahavalon’Andriamanitra (Ne 13:7-9)

Tsy mivadika amin’i Jehovah tokoa ve isika raha olona tsy tia azy no ataontsika namana?​—w96 15/3 16 § 6.

SAINTSAINO IZAO: ‘Ahoana no fahitan’i Jehovah ny olona fidiko ho namana?’

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara