Azo Jerena ao Amin’ny JW Library sy ao Amin’ny JW.ORG
FOMBA AMPIASANA NY FANOMEZANAO
Nameno ny Tsy Ampy ny Ambim-bavan’izy Ireo
Ahoana no hahafahana mampandeha ny asantsika any amin’ny tany mahantra?
Midira ao amin’ny JW Library, dia jereo ao amin’ny ZAVATRA MISY (PUBLICATIONS) > ANDIAN-DAHATSORATRA (RUBRIQUES) > FOMBA AMPIASANA NY FANOMEZANAO.
Midira ao amin’ny jw.org, dia jereo ao amin’ny ZAVATRA MISY > ANDIAN-DAHATSORATRA > FOMBA AMPIASANA NY FANOMEZANAO.
MANONTANY NY TANORA
Inona no Hanampy Ahy Hifantoka Tsara?
Tsy hifantoka amin’ny zavatra ataonao ianao raha sady mampiasa fitaovana elektronika ihany. Hiresaka toe-javatra telo mifandray amin’izany io lahatsoratra io, ary hanampy anao hahay hifantoka kokoa.
Midira ao amin’ny JW Library, dia jereo ao amin’ny ZAVATRA MISY (PUBLICATIONS) > ANDIAN-DAHATSORATRA (RUBRIQUES) > MANONTANY NY TANORA.
Midira ao amin’ny jw.org, dia jereo ao amin’ny ZAVATRA MISY > ANDIAN-DAHATSORATRA > MANONTANY NY TANORA.