Pejy Faharoa
Inona no ao Ambadiky ny Fikororosian’ny Fahalalam-pomba? 3-11
Mihamikororosy haingana aoka izany ny fahalalam-pomba, hany ka tsy azo antsoina intsony hoe mahazatra ny fahamaotinana mahazatra. Inona no ao ambadiky ny fitomboan’ny tsy fahalalam-pomba ankehitriny?
Manova Ireo Lalàny Momba ny Fivavahana i Meksika 12
Araka ny taratasy ofisialy iray tamin’ny 7 May 1993, eo ambanin’ireo lalàna ireo, ireo Vavolombelon’i Jehovah dia voasoratra amin’ny maha-fikambanana ara-pivavahana iray
Asio Hatsikana eo Amin’ny Fiainanao 24
Nahoana? Satria izy io dia milaza zavatra maro: zavatra heverina ho sarobidy, zavatra mahaliana, zavatra foronin’ny saina, zavatra ilaina