FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g01 8/12 p. 30
  • Avy Amin’ny Mpamaky

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Avy Amin’ny Mpamaky
  • Mifohaza!—2001
  • Mitovitovy Aminy
  • Avy Amin’ny Mpamaky
    Mifohaza!—2001
  • Avy Amin’ny Mpamaky
    Mifohaza!—2002
  • Avy Amin’ny Mpamaky
    Mifohaza!—2002
  • Avy Amin’ny Mpamaky
    Mifohaza!—2002
Hijery Hafa
Mifohaza!—2001
g01 8/12 p. 30

Avy Amin’ny Mpamaky

Volo Mpanao volo no asako, ary faly erỳ aho namaky ilay lahatsoratra hoe “Diniho Akaiky Kokoa ny Volonao.” (8 Aprily 2001) Nomeko tamin’io gazety io ny mpampiasa ahy. Niaiky volana izy ka nomeny koa ny ankizivavy tao am-piasana. Misaotra fa nahasoa iny lahatsoratra iny.

D. L., Romania

Tantarana Mpanakanto Vavolombelon’i Jehovah mpiandraikitra mpitety faritany aho, ary mahafantatra raim-pianakaviana iray tsy mety mandroso mba ho tonga Kristianina. Olona mahafinaritra izy, saingy manao sarivongana fiaramanidina mpiady no fialam-boliny. Manana lalao fiaramanidina mpiady koa izy ao amin’ny ordinaterany, ka mitifitra ny fiaramanidina fahavalo no andaniany ny fotoanany. Niezaka nanampy azy hanova ny fiheverany ny ady izahay. Azonay izao ilay tantaran’i Dorothy Horle, mitondra ny lohateny hoe “Fankalazana ny Fiadanana fa Tsy ny Ady.” (8 Aprily 2001) Handinika an’io tantara tsara io miaraka aminy aho izao.

P. P., Repoblika Dominikanina

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara