Pejy Faharoa
Herim-po Niatrehana Loza 3-12
Maro no naneho herim-po sy fangoraham-po ary fiaretana tamin’ny 11 Septambra 2001, rehefa nianjera ny Foibe Ara-barotra Iraisam-pirenena. Sasantsasany tamin’izany ihany no hotantaraina ato.
Feso any Nouvelle-Zélande 16
Hahitana zavatra tena mahaliana momba ireo “biby manan-tsaina indrindra” ireo ny fitsidihana an’i Nouvelle-Zélande.
Tokony Hankalaza Taom-baovao ve ny Kristianina? 20
Ahoana no niandohan’ny fetin’ny Taom-baovao? Mifanohitra amin’ny fampianaran’ny Baiboly ve izy io?
[Sary nahazoan-dalana, pejy 3]
FONONY: AP Photo/Matt Moyers; pejy faha-2 sy faha-3: Steve Ludlum/NYT Pictures