Pejy Faharoa
Ataovy Fiandohana Mahafinaritra ny Andro Fampakaram-bady 3-11
Betsaka matetika ny fanomanana ilaina hatao ho an’ny fampakaram-bady. Ahoana anefa no hahasambatra sy hampaharitra an’ilay fanambadiana mihitsy?
Iza moa i Mikaela Arikanjely? 12
Anjely roa monja no voatonona anarana ao amin’ny Baiboly. Fantatrao ve hoe iza marina ilay anjely antsoina hoe Mikaela.