Avy Amin’ny Mpamaky
Afa-jaza Latsa-dranomaso aho rehefa namaky ilay lahatsoratra hoe: “Afa-jaza Aho.” (8 Aprily 2002) Tadidiko mantsy ny fotoana naha afa-jaza ahy. Nisaotra an’i Jehovah avy hatrany aho noho ny nanomezany an’iny fanazavana tena ilaina iny sy ny fampiononana nentin’ilay izy. Hampionona antsika foana ny mahafantatra fa tsy hisy ho afa-jaza intsony ao amin’ny tontolo vaovaon’Andriamanitra.
J. S., Etazonia