Loha Hevitra ato Anatiny
Septambra 2007
Avy amin’Andriamanitra ve ny Loza Voajanahary?
Maro no mihevitra fa avy amin’Andriamanitra ny loza voajanahary toy ny horohoron-tany sy ny mari-pana miakatra na midina be. Tsy izany anefa no lazain’ny Baiboly.
3 Mahavaky Fo Sady Manimba Finoana
4 Andriamanitra ve no Tokony Homena Tsiny?
8 Tsy ho Ela dia Tsy Hisy Loza Intsony
12 Trano Fanaovana Batisa—Fahatsiarovana Sisa
15 Avia Hiala Sasatra atỳ Vanuatu
23 Voankazo Tena Mamy Nefa Alaina Fotsiny
26 Ho Salama Kokoa ve Ianao Raha Be Fanantenana?
27 Efa Nampijaly Foana ny Areti-nify
30 “Tena Nampivoatra ny Fitsaboana Izy Ireo”
32 “Tena Tsara Raha Mamaky Azy io ny Rehetra!”
Mety Amin’ny Kristianina ve ny Manao Fanabeazana Aizana? 10
Manome torohevitra momba ny fanabeazana aizana ve ny Baiboly?
Ahoana no Hataoko Raha Miaina eo Anivon’ny Kolontsaina Roa Tsy Mitovy Aho? 18
Inona no zava-tsarotra atrehin’ny tanora, rehefa mifindra monina ny fianakaviany?