Loha Hevitra ato Anatiny
Febroary 2009
Natao Honenana ny Tany
Natao honenana tokoa ity tany ity, rehefa dinihina ny zava-drehetra momba azy. Nisy namorona ve izy ity sa tongatonga ho azy? Inona no lazain’ny siansa sy ny Baiboly?
8 Fanomezana Manokana ho An’ny Olombelona
10 Nahoana no Misy Vorona Midona Amin’ny Trano?
17 Bisikileta Fandranitana Antsy Hoe?
26 Afaka Manatsara ny Fitadidianao Ianao!
32 Tena Miahy Antsika ve Andriamanitra?
Ahoana no Hataoko fa Nisarahany Aho? 18
Mety ho mafy amin’ny tanora iray izany hoe isarahan’ny olon-tiany izany. Inona no azony atao? Horesahina ato izany.
Tsy Kivy Aho na Tsy dia Mahay Mamaky Teny Aza 21
Ho hitanao ato ny tantaran’ny lehilahy danoà iray, izay afaka nanatratra ny tanjony na dia manan-kilema aza.
[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]
FONONY: Tany: NASA/The Visible Earth (http://visibleearth.nasa.gov/); Masoandro: SOHO (ESA & NASA)