Loha Hevitra Ato Anatiny
Aprily 2009
Be Atao Loatra ve Ianao any Am-pianarana?
Nahoana no miferinaina ny mpianatra maro? Inona no azon’ny ray aman-dreny sy ny mpampianatra atao mba hanampiana azy ireny?
9 Afaka Manampy ve ny Ray Aman-dreny?
10 Bucarest, Tanàna Tranainy Sady Maoderina
16 Ahoana no Atao Rehefa Mamolaka Elefanta?
19 Ilay Nanao ny Sarintanin’izao Tontolo Izao
Iza Ireo Mpitsabo Mpamonjy Voina? 12
Inona no fampiofanana azon’ireo mpitsabo amin’ny vonjy taitra? Inona no ataon’izy ireo rehefa misy mila fitsaboana maika? Mamaly izany ny mpitsabo amin’ny vonjy taitra any Kanada.
Tena Tsy Mivadika Amin’ny Vadinao ve Ianao? 28
Manimba ve ny manonofinofy manao firaisana? Inona no azonao atao mba tsy hivadihanao amin’ny vadinao?
[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]
Taken by courtesy of City of Toronto EMS