FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g 6/09 p. 27-31
  • Ahoana no Havalinao?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ahoana no Havalinao?
  • Mifohaza!—2009
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • Inona no Tsy Ampy eo Amin’io Sary Io?
  • Ato Amin’ity Gazety Ity
  • Ho An’ny Ankizy
  • Fantatrao Tsara ve Ireo Mpaminany?
  • VALIN’NY PEJY 31
  • Ahoana no Havalinao?
    Mifohaza!—2009
  • Ahoana no Havalinao?
    Mifohaza!—2009
  • Natao Hodinihin’ny Mpianakavy
    Mifohaza!—2010
  • Natao Hodinihin’ny Mpianakavy
    Mifohaza!—2010
Hijery Hafa
Mifohaza!—2009
g 6/09 p. 27-31

Ahoana no Havalinao?

Inona no Tsy Ampy eo Amin’io Sary Io?

Vakio ny Nomery 22:21-27. Jereo amin’izay ilay sary. Soraty eo ambany ny valin-teninao. Fenoy izay tsy ampy ary lokoy ilay sary.

1. ․․․․․

2. ․․․․․

3. ․․․․․

IARAHA-MIDINIKA:

Nahoana i Balama no tezitra? Nikapoka an’ilay ampondravavy i Balama. Ahoana no fahitanao an’izany nataony izany? Ary nahoana ianao no milaza izany?

Ato Amin’ity Gazety Ity

Valio ireto fanontaniana ireto, ary fenoy ny andinin-teny banga.

PEJY 7-8 Inona no lazain’ny Baiboly momba ny tahotra olona? Ohabolana 29:․․․

PEJY 7 Mandeha ao anatin’ny inona ny adala? Mpitoriteny 2:․․․

PEJY 7 Ahazoana inona ny fandaminana mialoha ataon’ny mazoto? Ohabolana 21:․․․

PEJY 22 Inona no zavatra fantatry ny maty? Mpitoriteny 9:․․․

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireto sary ireto. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

Fantatrao Tsara ve Ireo Mpaminany?

Vakio ny Jeremia 38:1-13; 39:15-18. Valio avy eo ireto fanontaniana ireto.

4. ․․․․․

Iza no namonjy an’i Jeremia, ary nahoana izy no nanao vivery ny ainy toy izany?

5. ․․․․․

Inona no nolazain’i Jeremia tamin’io lehilahy io tatỳ aoriana?

IARAHA-MIDINIKA:

Nahoana i Jeremia no nanambara ny hafatr’i Jehovah na dia nampidi-doza aza ny nanao izany? Raha manao toa an’i Jeremia ianao, inona no azonao antoka fa hataon’i Jehovah ho anao?

◼ Valiny, pejy 27

VALIN’NY PEJY 31

1. Ilay ampondravavy.

2. Ny tehin’i Balama.

3. Ilay anjelin’i Jehovah.

4. Ebeda-meleka. Fantany fa mpaminanin’i Jehovah i Jeremia ka tsy mendrika ny ho faty.

5. Nilaza izy fa hiaro an’i Ebeda-meleka i Jehovah rehefa horavana i Jerosalema.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara