Natao Hodinihin’ny Mpianakavy
Inona no Tsy Ampy eo Amin’io Sary Io?
Vakio ny Mpitsara 7:15-22. Jereo amin’izay ilay sary. Inona no tsy ampy eo? Soraty eo ambany ny valin-teninao.
1. ․․․․․
2. ․․․․․
3. ․․․․․
IARAHA-MIDINIKA:
Nahoana i Gideona sy ny namany no nandresy? Nahoana izy ireo no tsy natahotra? Rehefa maninona ianao no mila tsy matahotra toa an’i Gideona?
FANTATRAO TSARA VE I DAVIDA MPANJAKA?
4. Nanana zokilahy firy i Davida?
Vakio ny 1 Samoela 16:10, 11.
․․․․․
5. Iza no anaran’ny zokin’i Davida lahimatoa?
Vakio ny 1 Samoela 17:28.
․․․․․
IARAHA-MIDINIKA:
Araka ny hevitrao, nahoana ny zokin’i Davida lahimatoa no nasiaka be taminy? Nahoana ianao no tokony ho tsara fanahy amin’ny zokinao sy zandrinao?
HO AN’NY ANKIZY
Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireto sary ireto. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.
ATO AMIN’ITY GAZETY ITY
Valio ireto fanontaniana ireto, ary fenoy ny andinin-teny banga.
PEJY 4 Natao haharitra hafiriana ny fanambadiana? Matio 19:․․․
PEJY 9 “Voninahitra” ny manao inona? Ohabolana 19:․․․
PEJY 12 Maninona ny fo? Jeremia 17:․․․
PEJY 22 Inona no atao hoe finoana? Hebreo 11:․․․
● Valiny, pejy 15
VALIN’NY PEJY 31
1. Anjombona.
2. Siny.
3. Fanilo.
4. Fito.
5. Eliaba.