Loha Hevitra ato Anatiny
Jolay 2010
Tsy An’asa ve Ianao? Ahoana no Hiatrehanao Izany?
Ahoana no azonao anatsorana fiainana raha tsy an’asa ianao?
3 “Tsy Maintsy Manala Anao Izahay”
4 ‘Aza Manahy ny Amin’ny Ampitso’
14 Reny Saika Tsy Navela Hitaiza ny Zanany
15 “Olona any An’ala” any Indonezia
19 Mitandrema Rehefa Miakatra Tendrombohitra!
21 Ampahafantarina ny Anaran’Andriamanitra
23 Voron-dranomasina Lehibe Indrindra!
31 Natao Hodinihin’ny Mpianakavy
32 Boky Iray “Mirakitra Lesona Sarobidy”
Efa Vonona Hiala ao An-trano ve Aho? 10
Ahoana no ahalalana ny fotoana mety ho amin’izany?
“Mahasoa An’ireo Marenina ny Mianatra Baiboly” 26
Diniho hoe nahoana ny mpanoratra iray avy any amin’ny Repoblika Tseky no nidera ny Vavolombelon’i Jehovah, noho izy ireo nanampy ny marenina.