Loha Hevitra ato Anatiny
Desambra 2010
Ahoana no Niandohan’ny Krismasy?
Fianakaviana maro no nandray soa satria nahalala ny marina momba ny Krismasy.
3 Nahoana no Mihamalaza ny Krismasy?
5 Ahoana no Niandohan’ny Krismasy?
8 “Ny Marina Hanafaka Anareo”!
12 Tsy Nahafoy Ahy Mihitsy Andriamanitra
20 Mbola Hisy Horohoron-tany Lehibe
30 Fanondroana ny Foto-kevitra Tamin’ny Mifohaza! 2010
31 Natao Hodinihin’ny Mpianakavy
Nahoana Andriamanitra no Mbola Tsy Mandringana ny Devoly? 10
Milaza ny Baiboly fa handringana an’i Satana Andriamanitra. Nahoana anefa izy no mbola tsy manao izany?
Nampiharihary ny Finoana sy Fitiavana ny Horohoron-tany Tany Haïti 14
Ana hetsiny no maty, ary maro ny trano rava tamin’ilay horohoron-tany tamin’ny Janoary 2010. Nisy olona maro tonga mba hamonjy, hanampy, ary hampahery.