Loha Hevitra ato Anatiny
Febroary 2015
© 2015 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
MATOAN-DAHATSORATRA
Mbola Mandaitra ve ny Torohevitry ny Baiboly?
Torohevitra Mahasoa Foana: Manaova Ny Marina Foana
Torohevitra Mahasoa Foana: Aza Mora Tezitra
Torohevitra Mahasoa Foana: Hajao Ny Vadinao
Torohevitra Mahasoa Foana: Manehoa Fitiavana
PEJY 3-7
AO AMIN’NY INTERNET
KISARISARY
Mahafinaritra ny mifanerasera amin’ny namana ao amin’ny Internet, nefa na izany aza tandremo sao midi-kizo!
(Jereo ao amin’ilay hoe FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > TANORA)
VIDEO
Asehon’ity video ity fa mahafinaritra ny manome, ary mianatra manao an’izany i Sofia sy Kaleba.
(Jereo ao amin’ilay hoe FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > ANKIZY)