FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • lfb p. 38-39
  • Fampidirana ny Fizarana 4

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampidirana ny Fizarana 4
  • Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Mitovitovy Aminy
  • Fampidirana ny Fizarana 11
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Nikarakara ny Fianakaviany Foana Izy
    Tahafo ny Finoan’izy Ireo
  • Manao ny Rariny Foana Ilay “Mpitsara ny Tany Manontolo”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2017
  • Nikarakara ny Fianakaviany Foana i Josefa
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2012
Hijery Hafa
Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
lfb p. 38-39
Mosesy sy ny Israelita, mijery ny Ranomasina Mena misaraka roa

Fampidirana ny Fizarana 4

Hiresaka momba an’i Josefa, Joba, Mosesy, ary ny Israelita ity fizarana ity. Nampijalijaly an-dry zareo ny Devoly. Nisy niharan’ny tsy rariny, fa nisy kosa nogadraina, natao andevo, na maty tampoka ny havany. Nahita fomba isan-karazany hanampiana an-dry zareo foana anefa i Jehovah. Resaho amin’ny zanakao hoe natoky an’i Jehovah foana ireo mpanompony ireo na dia nijaly aza.

Nandefa Loza Folo tany Ejipta i Jehovah mba hampisehoana hoe mahery lavitra noho ireo sampy rehetra tany izy. Hamafiso hoe manampy ny mpanompony foana i Jehovah, na taloha na amin’izao.

TADIDIO IZAO:

  • Tia an’i Jehovah i Josefa ka tsy nanaiky ho ratsy fitondran-tena

  • Tsy navelan’i Joba hahatonga azy hiala amin’i Jehovah ny fijaliana mafy nahazo azy

  • Tsy hadinon’i Mosesy mihitsy hoe mpanompon’Andriamanitra izy na taiza na taiza nisy azy

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara