FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • syr19 p. 2
  • Tatitra Maneran-tany 2019

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tatitra Maneran-tany 2019
  • Tatitra Maneran-tanin’ny Vavolombelon’i Jehovah, Taom-panompoana 2019
  • Mitovitovy Aminy
  • Tatitra Maneran-tany 2020
    Tatitra Maneran-tanin’ny Vavolombelon’i Jehovah, Taom-panompoana 2020
  • Tatitra Maneran-tany 2018
    Tatitra Maneran-tanin’ny Vavolombelon’i Jehovah, Taom-panompoana 2018
  • Tatitra Maneran-tany 2021
    Tatitra Maneran-tanin’ny Vavolombelon’i Jehovah, Taom-panompoana 2021
  • Tatitra Maneran-tany 2017
    Tatitra Maneran-tanin’ny Vavolombelon’i Jehovah, Taom-panompoana 2017
Hijery Hafa
Tatitra Maneran-tanin’ny Vavolombelon’i Jehovah, Taom-panompoana 2019
syr19 p. 2

Tatitra Maneran-tany 2019

  • Sampan’ny Vavolombelon’i Jehovah: 87

  • Tany Nanao Tatitra: 240

  • Tontalin’ny Fiangonana: 119 712

  • Mpanatrika ny Fahatsiarovana Eran-tany: 20 919 041

  • Nihinana Mofo sy Nisotro Divay Tamin’ny Fahatsiarovana: 20 526

  • Tampon’isan’ny Mpitorya: 8 683 117

  • Salanisan’ny Mpitory Isam-bolana: 8 471 008

  • Fitomboana Isan-jato Oharina Amin’ny Tamin’ny 2018: 1,3

  • Tontalin’ny Natao Batisab: 303 866

  • Salanisan’ny Mpisava Lalanac Isam-bolana: 1 277 738

  • Salanisan’ny Mpisava Lalana Mpanampy Isam-bolana: 464 980

  • Tontalin’ny Ora Lany Teny Amin’ny Saha: 2 088 560 437

  • Salanisan’ny Fampianarana Baibolyd Isam-bolana: 9 618 182

Nandritra ny taom-panompoana 2019,e dia 224 tapitrisa dolara mahery no lanin’ny Vavolombelon’i Jehovah nikarakarana an’ireo mpisava lalana manokana sy misionera ary mpiandraikitra ny faritra, teo amin’ny fanompoana nanendrena azy ireo avy. Misy 20 858 no manompo any amin’ireo biraon’ny sampana. Anisan’ny Vondron’ny Mpanompo Manontolo Andro Manokan’ny Vavolombelon’i Jehovah izy rehetra.

a Ireo mitory tsy tapaka ny vaovao tsaran’ny Fanjakan’Andriamanitra no antsoina hoe mpitory. (Matio 24:14) Manazava ny fomba anisana azy ireo ilay lahatsoratra ao amin’ny jw.org hoe “Firy ny Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah Eran-tany?”

b Manazava ny dingana tokony hataon’izay te ho lasa Vavolombelon’i Jehovah vita batisa ilay lahatsoratra ao amin’ny jw.org hoe “Inona no Tokony Hataoko Raha Te ho Lasa Vavolombelon’i Jehovah Aho?”

c Vavolombelona vita batisa sady fakan-tahaka ny mpisava lalana, ary manolo-tena hitory ny vaovao tsara mandritra ny ora voafaritra, isam-bolana.

d Raha mila fanazavana fanampiny, dia jereo ilay lahatsoratra ao amin’ny jw.org hoe “Inona no Atao hoe Fianarana Baiboly?”

e Nanomboka tamin’ny 1 Septambra 2018 ka hatramin’ny 31 Aogositra 2019 ny taom-panompoana 2019.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara