FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • syr21 p. 2
  • Tatitra Maneran-tany 2021

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tatitra Maneran-tany 2021
  • Tatitra Maneran-tanin’ny Vavolombelon’i Jehovah, Taom-panompoana 2021
  • Mitovitovy Aminy
  • Tatitra Maneran-tany 2022
    Tatitra Maneran-tanin’ny Vavolombelon’i Jehovah, Taom-panompoana 2022
  • Tatitra Maneran-tany 2020
    Tatitra Maneran-tanin’ny Vavolombelon’i Jehovah, Taom-panompoana 2020
  • Tatitra Maneran-tany 2019
    Tatitra Maneran-tanin’ny Vavolombelon’i Jehovah, Taom-panompoana 2019
  • Tatitra Maneran-tany 2018
    Tatitra Maneran-tanin’ny Vavolombelon’i Jehovah, Taom-panompoana 2018
Hijery Hafa
Tatitra Maneran-tanin’ny Vavolombelon’i Jehovah, Taom-panompoana 2021
syr21 p. 2

Tatitra Maneran-tany 2021

  • Sampan’ny Vavolombelon’i Jehovah: 87

  • Tany Nanao Tatitra: 239

  • Tontalin’ny Fiangonana: 119 297

  • Mpanatrika ny Fahatsiarovana Eran-tany: 21 367 603

  • Nihinana Mofo sy Nisotro Divay Tamin’ny Fahatsiarovana: 20 746

  • Tampon’isan’ny Mpitorya: 8 686 980

  • Salanisan’ny Mpitory Isam-bolana: 8 480 147

  • Fitomboana Isan-jato Oharina Amin’ny Tamin’ny 2020: 0,7

  • Tontalin’ny Natao Batisab: 171 393

  • Salanisan’ny Mpisava Lalanac Isam-bolana: 1 350 138

  • Salanisan’ny Mpisava Lalana Mpanampy Isam-bolana: 398 504

  • Tontalin’ny Ora Lany Teny Amin’ny Saha: 142 303 9931

  • Salanisan’ny Fampianarana Baibolyd Isam-bolana: 5 908 167

Nandritra ny taom-panompoana 2021,e dia 229 tapitrisa dolara no lanin’ny Vavolombelon’i Jehovah nikarakarana an’ireo mpisava lalana manokana sy misionera ary mpiandraikitra ny faritra, teo amin’ny fanompoana nanendrena azy ireo avy. ◼ Misy 20 595 no manompo any amin’ireo biraon’ny sampana. Anisan’ny Vondron’ny Mpanompo Manontolo Andro Manokan’ny Vavolombelon’i Jehovah izy rehetra.

a Ireo mitory tsy tapaka ny vaovao tsaran’ny Fanjakan’Andriamanitra no antsoina hoe mpitory. (Matio 24:14) Manazava ny fomba anisana azy ireo ilay lahatsoratra ao amin’​ny jw.org hoe “Firy ny Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah Eran-tany?”

b Manazava ny dingana tokony hataon’izay te ho lasa Vavolombelon’i Jehovah vita batisa ilay lahatsoratra ao amin’ny jw.org hoe “Inona no Tokony Hataoko Raha Te ho Lasa Vavolombelon’i Jehovah Aho?”

c Vavolombelona vita batisa sady fakan-tahaka ny mpisava lalana, ary manolo-tena hitory ny vaovao tsara mandritra ny ora voafaritra, isam-bolana.

d Raha mila fanazavana fanampiny, dia jereo ilay lahatsoratra ao amin’ny jw.org hoe “Inona no Atao hoe Fianarana Baiboly?”

e Nanomboka tamin’ny 1 Septambra 2020 ka hatramin’ny 31 Aogositra 2021 ny taom-panompoana 2021.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara