FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Abagta”
  • Abagta

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Abagta
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Lehilahy Novosirina
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Tandapa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Hegay
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Fanontanian’ny Mpamaky
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2012
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Abagta”

ABAGTA

(Abagtà).

Iray amin’ireo tandapa fito nanompo teo anatrehan’i Ahasoerosy mpanjaka persianina vadin’i Estera jiosy. Nanompo tao an-dapan’i Sosana, renivohitr’i Persa, izy.​—Es 1:10.

Lazain’ny Baiboly malagasy sasany fa iray amin’ireo “ionoka” (Prot., f.a.p.) na “eonoka” (Kat.) fito i Abagta. Mpanompo nitokisan’ny fianakavian’ny mpanjaka tany amin’ireo firenena nanodidina an’i Israely ny ionoka. Nadika avy amin’ny teny hebreo hoe saris ny hoe ionoka. “Tandapa” anefa no tena hevitr’io teny io, fa heviny faharoa ny hoe olona novosirina. Nanompo teo anatrehan’ny mpanjaka ireo tandapa fito ireo sady toa tsy mpiambina vehivavy (tsy toa an’i Hegay resahin’ny Estera 2:3). Azo inoana àry fa tsy lehilahy novosirina izy ireo.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara