(Ahìra) [mety hidika hoe Ny Rahalahiko dia Namana].
Zanakalahin’i Enana, sady mpiadidy teo amin’ny fokon’i Naftaly rehefa nirenireny tany an-tany efitra ny Israely. Nitondra ny fanatiny toy ireo mpiadidy hafa koa izy, rehefa notokanana ny alitara.—No 1:15; 2:29; 7:1-3, 78; 10:27.